Entrée | ankina | |||
Partie du discours | nom | |||
Définition malgache | Fitehenana amin-javatra mba hahafahana mijoro tsara: Tsy mahay mijoro tsara ny olona efa antitra rahatsy manao ankin-drindrina ¶ Antoka: Ankim-bolan' olona itỳ trano itỳ, ka tsy azonao amidy. [Rajemisa 1985] | |||
hevitra marina iangana ary tsy ilaina porofoina intsony [SLP 1986] | ||||
Traduction française | axiome [SLP 1986] | |||
Dérivations |
| |||
Mots composés, titres, noms |
| |||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |