| Entrée | 1 aankina |
| Radical | 2 ankina |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Atao miankina (amin' ny hevitra ara-bakiteny): Aza aankina amin' ny rindrina ny sahafa sao maloto ny rindrina [1.1] |
| Exemples |
5 Amin' ny antoandro, nahorona ny kidoro ary naankina teo an-joron-trano.
[2.472]
|
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 10 aankina, 11 anka~ina, 12 kaniana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|