|
|
|
|

Teny iditra1 miangavy
Fototeny  2angavy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mangataka zavatra am-panajana: Mlangavy angady aminao re aho fa tapaka ny ahy.
5Mangataka olona am-panajana mba hanampy ny tena na hanao asa ho an' ny tena: Andeha miangavy ny sakaizanao hamita ilay raharaha fa marary itý ianao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to request, to entreat, to crave.. [1.2]
7to beg, to entreat. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8prier avec instance, supplier; solliciter. [1.8]
Ohatra  9 Ary satria anjaran' ise kosa anio ny manao angano, dia miangavy an' ise aho hamerina indray ny tantaranareo. [2.5]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 miangavy, 16 mivainga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02