Entrée miandry vava latsaka
Mots élémentaires miandry ; vava ; latsaka
Partie du discours locution
Explications en malgache Manararaotra izay fiteny diso sendra latsaka; miandry fiteny kely horiritina; miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy [1.1]
Synonymes miandry kendry tohina

Mis à jour le 2023/04/16