|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miala sasatra |
| Singan-teny | 2 miala, 3 sasatra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 maka aina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to rest from fatigue, to refresh one's self when weary or tired.
[1.2] 7 to rest [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 se reposer, s'arrêter
[1.3, 1.5] 9 se reposer [1.8] |
| Ohatra |
10 Nilentika ny masoandro, ka nanapa-kevitra izy rehetra, fa hanao sakafo sy hiala sasatra eo, vao manohy ny diany.
[2.324]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|