Entrée memy
Partie du discours nom
Définition malgache Taranaka [Rajemisa 1985]

Entrée memy
Partie du discours nom
Définition malgache Afo mivaivay be, fatana fandrendrehana metaly: Ao anatin' ny memy no andiovana ny volafotsy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a crucible, a furnace for smelting metal [Hallanger 1973]
Définition française creuset, fournaise pour fondre les métaux [Hallanger 1974]
Exemples izy rehetra dia varahina sy vifotsy sy vy ary firaka ao anatin'ny memy [Baiboly: 33:022:018/Ezekiela 22:18..]

2013/04/16