|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 mana~ |
| Sokajin-teny | 2 tovona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tovona fanaovana matoan tenin'ny mpanao, izay mikambana amin'ny ft mpamaritra anarana milaza toetra ka "mahatonga ho" no heviny: Manalava, manamavo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 variant of the prefix man~, mam~; also sometimes form verbs with a causal meaning, as: manakodìa, to cause to roll
[1.7] |
| Teny iditra (2/4) | 5 mana |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 calamité
[Tankarana]
[1.19] |
| Teny iditra (3/4) | 8 maña |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 (Voir aussi mana, orthographe classique malgache). Dombeya andapensis Arènes (Malvaceae). Prononciation locale de ma.
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/4) | 13 mana |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Sakafo nomen' Andriamanitra ho an' ny zanak' i Israely fony izy tany an' efitra
[1.1] |
| Voambolana | 16 Fivavahana |
| Fivaditsoratra | mana, mana~, maña, 17 Nama, nama |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|