|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  matsilo
Fototeny  2 tsilo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahira-maso fatratra, mahita zavatra faran' ny madinika: Matsilo ny masonao izany raha mahita lava-panjaitra amin' izao takariva izao
5 Mahira-tsaina, mahadinika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 qui a la vue perçante [1.3#770]
Ohatra  7  Manan-tsaina matsilo anefa. [1.381#]
8  Matsilo ny sainy, mafana ny fony, Mikaroka mafy tsy mety mitony. [1.437#]
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)10  matsilo
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 (toute l'île) (de tsilo : épine). Nom général des végétaux armés d'épines. [1.196]
Voambolana  13  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Fivaditsoratra  14 lamotsy, matsilo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09