|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 masontantely |
| Singan-teny | 2 maso, 3 tantely |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 désigne le « gâteau de cire », les alvéoles des abeilles.
6 Encore appelé tranontantely [1.196] |
| Ohatra |
7 Nahita masontantely feno mamy tao anaty hazo boboka hono ireto lalimanga iray tarika, ka avy hatrany dia nivolon-ko tompony ka nitsentsitra teo mandra-pahavokiny.
[2.332#]
|
| Teny iditra (2/3) | 8 masontantely |
| Singan-teny | 9 maso, 10 tantely |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 iray amin' ireo kitapo telo miforona ho vavonin' omby, izay ahitana kiloadoaka kely betsaka ka mahatonga ny anarany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 reticulum
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 réticulum, réseau [de l'estomac des ruminants]
[3.1] 15 champ alvéolaire [1.13] 16 le « bonnet », l'une des poches de l'estomac du boeuf. 17 Encore appelée vavonikena. [1.196] |
| Voambolana | 18 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Mpanahaka | 19 vahindrorohany, 20 vavoninkena, 21 vorivorinkena |
| Sary |
|
| Teny iditra (3/3) | 22 masontantely |
| Singan-teny | 23 maso, 24 tantely |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 (de maso : oeil, dans le sens de chose précieuse, et tantely : le miel, plante mellifère). Identifiée à Desmodium trifolium par Descheemaeker, Ravi-maitso 1975, p. 37. Probablement une erreur pour Desmodium triflorum DC. (Fabaceae) Usages médicinaux.
27 Voir aussi masotantely, tranontantely. 28 D'après les photos apportées par Descheemaeker, cette plante a été identifiée à : Alysicarpus nummularifolius DC. (Fabaceae). 29 Sa décoction est administrée en cas de diarrhée douloureuse (kibo manenitra), employée aussi en lotions contre l'inflammation des yeux. [Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 30 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|