Entrée vorivorinkena
Mots élémentaires vorivory ; hena
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana ilazana ireo kitapo faharoa sy fahatelo amin' ny vavonin' ny biby mandinika toy ny omby, manarakaraka ny roroha; rehefa avy tsakoin' ny biby fanindroany ny hanina, dia averiny avy any amin' ny rorohany ary mandalo mivantana any amin' ny vorivoriny [1.1]
Explications en anglais Omasum [3.1]
Explications en français Omasum, feuillet [de l'estomac des ruminants] [3.1]
Exemples Vorivorinkena sy ny taimboraka ao anatiny. [2.69]
Vocabulaire 
Synonymes vorivoriny
Analogues  masontantely ~ vahindrorohany ~ vavoninkena
Proverbes 
Illustrations 

Mis à jour le 2023/05/21