Entrée masonkarena (maso, hary)
Partie du discours nom
Explications en malgache Izay lany rehetra tamin' ny nahazoana sy nanamboarana zavatra iray amidy: Tsy azoko amidy efajato ariary io latabatra io satria dimanjato ny masonkarena taminy [Rajemisa 1985]
 fitambaran'ny saram-pividianana sy ny saram-panodinana [SLP 1986]
Explications en anglais the cost price; capital used in business [Hallanger 1973]
Explications en français prix de revient; capital investi dans une affaire [Hallanger 1974]
 prix de revient [SLP 1986]
Vocabulaire 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31