|
|
|
|

Teny iditra1  maritra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Vao mafana kely foana: Ento amin' izay ilay rano, r' Ikoto a! -- tsy mbola mafana fa vao maritra e!
4 Mafampana toy ny hanavy: Isan-kariva itỳ zaza itỳ maritra [1.1]
Ohatra  5  Apiakaro faran'izay ambony be tratra ilay maritra maratra. [2.424#]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  7 marimaritra
Mpanahaka  8  afadranompanala, 9  mangorovitsika
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  11 maratry, maritra, 12 miratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09