Entrée |
mangorovitsika
(horovitsika)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Enti-milaza ireo vongan-drano na vongan-drivotra madinika mitangorongorona eo amin' ny fanambonin' ny rano efa manomboka hafana Enti-milaza ny rano efa manomboka hafana ka misy ireo vongan-drano na vongan-drivotra mitangorona ireo: Efa mangotraka ve ny ravimboafotsy, anaka? -- Vao mangorovitsika, ry Dada [1.1]
|
Explications en anglais | To feel itchy; to be uneasy [1.7]
|
Explications en français | Avoir des fourmis; être inquiet [1.8]
|
Exemples |
1 | Efa mangorovitsika, ary ny sasany indreny manadiva ny lalana niverina fa tsy te hijery.
[2.895]
|
2 | Eny àry, hoy aho, mody nanabe tratra, nefa amin' izany mangorovitsika daholo hatrany an-tampon-dohako ka hatrany am-paladiako.
[2.4]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mangorovitsika |
Passé : |
nangorovitsika |
Futur : |
hangorovitsika |
|
Proverbes |
|