Entrée marimaritra (maritra)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Vao mafana kely foana: Ento amin' izay ilay rano, r' Ikoto a! -- tsy mbola mafana fa vao marimaritra e!
¶ Afa-dranom-panala, mangorovitsika
¶ Mafampana toy ny hanavy: Isan-kariva itỳ zaza itỳ marimaritra
Synonymes maritra
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31