Entrée marimarina (marina (arina))
Partie du discours adjectif
Définition française Uni, vrai [Abinal 1888]
Morphologie 
marimarina
narimarina
harimarina
Exemples Mitady ny fasany no marimarina kokoa. [Andriamalala: Taolambalo, page 8]

Entrée marimarina (marina (arina))
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition française vraiment, en vérité [Abinal 1888]
Morphologie 
marimarina
narimarina
harimarina
Exemples 
1Mitady ny fasany no marimarina kokoa. [Andriamalala: Taolambalo, page 8]
2Lavinay marimarina izany, ry Neny Manga, ka aza tsiny. [Rajaonarivelo: Bina, page 78]
3Matokia marimarina fa havana tokoa aho ary sakaiza tokoa. [Razoharinoro: Soratra, page 199]

2019/08/17