|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mari-boninahitra |
| Singan-teny | 2 marika, 3 vony, 4 ahitra |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 décoration, distinction honorifique
[1.13] |
| Ohatra |
7 Hita koa izany eo amin' ny miaramila izay misy galona ambaratongany avy ka ny mariboninahitra ambany tsy afaka hibaiko ny mari-boninahitra ambony.
[1.519#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|