|
|
|
|

Teny iditra1  marary mafy
Singan-teny  2 marary, 3 mafy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mahamay, mangotrakotraka, mihonaka, mandrenoka, mandranoka, very saina, tsy mahalala olona [1.1]

Fivaditsoratra  6 mamarifary, marary mafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12