|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manozongozona |
| Fototeny | 2 hozongozona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manetsiketsika mafy ary imbetsaka: Manozongozona ny hazo ny rivo-mahery
5 Mampihontsona, manaketraka: Tsy misy afaka manozongozona ny fitokiako anao 6 Mitady haka: Mila hanozongozona ny taniko iny lehilahy iny [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to shake to agitate
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 secouer, agiter
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 13 manozongozòna |
| Fototeny | 14 hozongozona |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manozongozona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | manozongozòna, manozongozona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|