Entrée | 1 manoritra (soritra) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Manisy tsipika mampisaraka: Manoritra tany amin' ny tady / Manoritra volo amin' ny fofy [1.1] 4 manao tsipika 5 milazalaza mikasika ny zavatra iray [1.13] |
Explications en anglais |
6 to divide by line, to part the hair, to draw lines on the ground in making designs, to cut off the end of anything straight. [1.2] 7 to mark off; to divid by marks [1.7] |
Explications en français |
8 marquer; séparer par des lignes [1.8] 9 tracer 10 décrire [1.13] |
Exemples |
11 Io didim-panjakana io ihany koa no manoritra izay lalana noheverina hizorana amin' ny fifandraisana amin' ny vahiny. [2.366#] 12 ny kabary ofisialy tato ho ato dia manoritra matetika fa ny asan' ny fokontany dia tokony ho fototry ny fampandrosoana. [4.27#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 18 manirotra, manoritra, maritrano |
Mis à jour le 2023/10/17 |