|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manonona |
| Fototeny | 2 tonona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manambara amin' ny feo: Tsy hain' Isambilo ny manonona ny hoe "tsa"
5 Milaza (anaran' olona): Aza fady, tompoko, fa nanonona ny anaranao aho 6 Milaza (anaram-bola): Nanonona telo arivo Rakoto tamin' ny vokatra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to pronounce, to speak a name
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 prononcer
[1.8, 1.5] 9 dire le nom de quelqu'un [1.8] 10 dire le nom [1.5] |
| Ohatra |
11 Nisaotra ny olona rehetra namaly ny fiantsoana izy, ary nanonona anarana sy nampiseho tsirairay ireo olona rehetra teo akaikiny.
[2.472]
12 Ary ny olona aty Merina kosa manonona ireo andro 7 ireo hoe: [2.48] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 17 manonona |
| Fototeny | 18 onona |
| Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Manony, manaketraka, mampitony, manalefaka: Manonona ny alahalo
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 calmer, apaiser
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 26 manonòna |
| Sokajin-teny | 27 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manonona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | manonona, manonòna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|