|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manongona
Fototeny  2 songona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihoatra ny hafa mifaninana amin' ny tena: Tsy nisy nanongona ny soavaliko ka lasany ny voalohany
5 Misosoka mihoatra ny hafa, maka toeran' olona ho an' ny tena: Nahongona azy Rabe rahalahiny tamin' ny fanadinana
6 Manome vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Manongom-barotra [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11 misongona
Kamban-teny rehetra  12 manongom-barotra

Teny iditra (2/2)13  manongòna
Fototeny  14 songona
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manongona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manongona, manongòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21