|
|
|
|

Teny iditra 1  songona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fihoarana ny hafa mifaninana amin' ny tena; fisosohana hihoatra ny hafa; fakana toeran' olona ho an' ny tena
4 Fanomezana vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Songom-barotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Action d'offrir plus qu’un autre dans un marché, enchère [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how songona

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04