|
|
|
|

Teny iditra1  manongom-barotra
Singan-teny  2 manongona, 3 varotra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mahita olon-kafa mitady hividy ilay zavatra efa nokasaina hovidina ka manondrotra indray ny vidiny efa nomena [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12