|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manongilana
Fototeny  2 tongilana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampirona, mampiraika: Manongilana ny siny
5 Manondrika: Manongitana ny loha [1.1]
Ohatra  6  manongilana ny sofiny izy, nefa tsy mihaino. [2.996]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11 manongilan-tsofina

Teny iditra (2/2)12  manongilàna
Fototeny  13 tongilana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manongilana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manongilana, manongilàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21