| Entrée (1/2) | 1 manompirana |
| Radical | 2 sompirana |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manao zavatra, mipetraka, mijery... tsy mba mahitsy fa mivilana: Manompirana foana io vehivavy io rehefa mipetraka Miolaka: Manompirana io lalana io rehefa tonga erỳ ambanimbany erỳ Misafelika: Nanompirana ny zandary no nahazoany ireo mpangalatra omby [1.1] |
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 9 manompirà na |
| Radical | 10 sompirana |
| Partie du discours | 11 impératif du verbe actif manompirana [Liste complète] |
| Explications en malgache |
12 [1.1] |
| Explications en français |
13 [1.3] |
| Anagrammes | 14 manompirà na, manompirana |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|