|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manompirana |
| Fototeny | 2 sompirana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavà na teny malagasy |
4 Manao zavatra, mipetraka, mijery... tsy mba mahitsy fa mivilana: Manompirana foana io vehivavy io rehefa mipetraka
5 Miolaka: Manompirana io lalana io rehefa tonga erỳ ambanimbany erỳ 6 Misafelika: Nanompirana ny zandary no nahazoany ireo mpangalatra omby [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 11 manompirà na |
| Fototeny | 12 sompirana |
| Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manompirana [Fitanisana] |
| Fanazavà na teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavà na teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | manompirà na, manompirana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|