|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manominda |
| Fototeny | 2 sominda |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manapa-tenda: Matokia manominda fa izaho eto hitana ny tongony
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 couper la gorge
[1.3#626] |
| Ohatra |
6 manominda omby ny olona, mamono ondry, mivoky hena sy misotro divay, manao hoe: Aoka hihinana sy hisotro isika, fa ho faty ihany rahampitso.
[2.996#29.022.013]
|
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 11 manasominda |
| Teny iditra (2/2) | 12 manomindà |
| Fototeny | 13 sominda |
| Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manominda [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#626] |
| Fivaditsoratra | manominda, manomindà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|