|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manodidina |
| Fototeny | 2 hodidina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandeha manapitra ny sakany sy ny lavany: Entina manodidina ny fahitra ny zaza rehefa mivoaka itany
5 Mamaritra ny sisiny ivelany rehetra: Misy tamboho boribory manodidinany tanànanay 6 Manao sokera, manarona: Efa manodidina ny tanàna ny fahavalo 7 Miolikolika, misafelika: Nanodidina aloha izy vao namantana niteny ny raharaha nalehany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to surround; to go around
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 entourer; faire le tour
[1.8] |
| Ohatra |
10 Rehefa hariva ny andro, dia ny nikajakaja ny sakafo no nataony, ka miramirana izy rehetra manodidina ny afo.
[2.324]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 16 manodidìna |
| Fototeny | 17 hodidina |
| Sokajin-teny | 18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manodidina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fivaditsoratra | manodidìna, manodidina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|