Entrée (1/3) | 1 manisika |
Radical | 2 sisika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mampiditra: Manisika antsy ao anaty fery Mampiditra ombieny ombieny: Manisika teny frantsay mandrakariva amin' ny resany rangahy io Manampy, manosoka: Voatery hanisika takelaka enina amin' ny boky ianao raha hanampy an' io toko iray vaovao io Manome vola na zavatra olona mba hanangolena azy, hitaomana azy tsy hanao ny adidiny: Tsy tokony hisy hanisika mpiasam-panjakana na iza na iza [1.1] 5 mampiditra sisika ao anelanelan'ny litera na fehezanteny [1.13] |
Explications en français |
6 espacer, intercaler [1.13] |
Exemples |
7 Koa miala tsiny, miala fondro aho, ny Andriamanjaka, raha manisika teny kely eto.
[2.528#]
|
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 12 2 combinaisons de ce mot |
Vocabulaire | 13 Economie: imprimerie, dessin |
Entrée (2/3) | 14 manisika |
Partie du discours | 15 verbe actif |
Explications en malgache |
16 mividy [Bezanozano]
[1.78] |
Entrée (3/3) | 17 manisika |
Partie du discours | 18 verbe actif |
Explications en malgache |
19 mihantsy [Tanosy]
[1.78] |
Anagrammes | 20 mañisaky, 21 manisika, 22 sinimaka |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |