|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manirano
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Aretina mitarika tsiranorane hiangona amin' ny tenan' ny olombelona, ao amin' ny faritra iray, indrindra ny kibo, ny ranio, sns, ka mahatonga an' ireo hibontana be [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 hydropisie [1.54, 1.8]
Voambolana  5  Fahasalamana

Teny iditra (2/2)6  manirano
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  8 afflicted with dropsy or edema [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 hydropique [1.8]
Voambolana  10  Fahasalamana

Fivaditsoratra  manirano, 11 manorina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12