|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 maninjitra |
| Fototeny | 2 hinjitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[mañinjitra]
4 manalava
[Bezanozano]
[1.78] 5 Manenjana: Naninjitra ny tanany i Jeso dia nitony ny ranomasina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to stiffen; to stretch out, as the hand
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 raidir: étendre comme la main
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 13 mañinjitra |
| Fototeny | 14 hinjitra |
| Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 manontolo
[Bezanozano]
[1.78] 17 Manontolo, tontolo: Tapak' andro maninjitra aho niandry anao tata foana [1.1] |
| Ohatra |
18 Ny siramamy aza, tamin' izany andro izany, tapak' andro maninjitra vao tafaverina ny iraka alefa hividy azy.
[2.471]
|
| Fivaditsoratra | maninjitra, mañinjitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|