|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maninjara
Fototeny  2 tsinjara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mizara ho tokony maro: Manatsinjara voankazo
5 Mivarotra tsipotika: Maninjara na manatsinjara hena no asany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to sell at retail [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 vendre au détail [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  12 manatsinjara

Teny iditra (2/2)13  maninjarà
Fototeny  14 tsinjara
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maninjara [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Tovy hevitra  16 manatsinjarà

Fivaditsoratra  17 Mananjary, maninjara, maninjarà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20