|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 maninjara |
| Fototeny | 2 tsinjara |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mizara ho tokony maro: Manatsinjara voankazo
5 Mivarotra tsipotika: Maninjara na manatsinjara hena no asany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to sell at retail
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 vendre au détail
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 12 manatsinjara |
| Teny iditra (2/2) | 13 maninjarà |
| Fototeny | 14 tsinjara |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maninjara [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Tovy hevitra | 16 manatsinjarà |
| Fivaditsoratra | 17 Mananjary, maninjara, maninjarà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|