|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manindrana
Fototeny  2 indrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha akaikin' ny...; mandeha manaraka ny sisin' ny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 aller à côté de [1.3]
Ohatra  6  Afa-tsy ny ranonorana, dia manindrana ranomasina tsy latsaka ny folo siny isan-tsegondra izao izahay, ary mbola ho fanampin' izany ny hatsiaka sy ny rivotra manempotra tsy azo iainana. [2.471]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manindràna
Fototeny  12 indrana
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manindrana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  14 manandrìna, manandrina, manindrana, manindràna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21