Entrée mangaina (manga)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Atao tonga manga
Morphologie 
mangaina
nangaina
hangaina
mangao

Entrée mangaina (gaina)
Partie du discours verbe actif ou adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] diso fanantenana: Nangaina aho fa very ilay vola nianteheraho
¶ foana tsy misy mipetraka, monina: Mangaina ity trano itỳ izany
Explications en anglais  [Richardson 1885] disappointed
Explications en français  [Abinal 1888] être désappointé, décontenancé; être vide: Nangaina aho, fa tsy tanteraka ny nantenaiko (J'ai été désappointé, parce que ce que j'espérais ne s'est pas accompli) ~ Mangaina io trano io (Cette maison est vide)
  [Rajemisa: Vakoka] être déçu ( haihay) être désappointé ( gaina)
Morphologie 
mangaina
nangaina
hangaina
Exemples  [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 71] Mangaina sy mangaihay fotsiny I Katy sy Saonina mahita an-drainy tsy mety mifoha sy tsy miteny intsony.

Entrée mangaiña
Partie du discours verbe actif
Explications en français  [Houlder 1895] maka ny ranom-pary avy amin' ny fary
Citations 

Mis à jour le 2021/04/25