|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manerona |
| Fototeny | 2 erona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandrahona olona amim-peo toa tsy faly ary vonon-kandramatra na hamely: Nanerona ilay alika nony niditra ny vavahady izahay
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to growl or roar at
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 gronder, rugir
[1.8] |
| Ohatra |
7 Manasa hisakafo e ! hoy ilay mpiasa tany, tamin’ny feo reraka nefa sahala amin’ny manerona
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 13 mañerona |
| Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 manendy kafe, ets.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 16 maneròna |
| Fototeny | 17 erona |
| Sokajin-teny | 18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manerona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fivaditsoratra | maneròna, manerona, mañerona, 19 manonera, 20 manorena, 21 menarano, 22 Ranomena, ranomena, rano mena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|