| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 manendy | 
| Fototeny | 2endy | 
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Mahandro zavatra amin' ny menaka fa tsy amin' ny rano: Manendy akoho ao anaty vilany [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
5 to fry [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 faire frire [1.8] | 
| Ohatra | 
7 manam-boanjo ka tsy mba manendy
[2.131] 
 | 
| Haiendriteny | 
  | 
| Teny iditra (2/2) | 12 Manendy | 
| Sokajin-teny | 13 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
14 Anarana foko anankiray mpanao ny raharahan' ny Andriamanjaka fahiny [1.1] | 
| Ohatra | 
15 Ny manendy roa tonta, Anosivola sy Anativolo dia samy tarana-bazimba.
[2.508] 
 16 Nisy tobin' ombin' andriana tany tamin' izany, namanan' ny manendy maromaro izay hovalahy iray no nifehy azy. [2.472]  | 
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io | 
| Fivaditsoratra | 18 mandiñe, 19 manendy, Manendy | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 | 
 |