Entrée | 1 endy |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Economie: alimentation |
Explications en malgache | 4 Fandrahoan-kanina maina tsy misy rano fa asiana menaka: Tsara endy ve ny hena, rankizy? [1.1] |
Explications en anglais | 5 anything fried [1.7] |
Explications en français | 6 friture, grillade [1.3#125, 1.8]7 rôti, torréfaction [1.3] |
Exemples |
8 Hanina mantamanta rehefa avy nafanafanaina, atao lamolety, ahandroina amin' akorany, vakina fotsiny dia atao endy manta-manta. [2.332] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot endy |
Mis à jour le 2023/06/21 |