|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manembona |
| Fototeny | 2 embona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mahatsiaro ka malahelo, manina: Manembona ny any aminay aho izany!
[1.1] |
| Ohatra |
5 Mafy izany manembona ny tany niaviana izany!
[2.528#]
6 manembona azy koa aho indraindray toa mifamaly amin' ny azy. [2.470#] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 10 lasa ambiroa, 11 lasa eritreritra, 12 lasa vinany, 13 lasam-borona, 14 mahatsiahy, 15 mahatsiaro ny lavitra, 16 mahatsiaro, 17 mandrembona, 18 mangorotsoka, 19 manimanina, 20 manina, 21 vitsika momba kitay |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | manembona, 23 manombèna |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|