|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mahatsiaro
Fototeny  2 tsiaro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mahazo mitamberina indray ao an-tsaina ny sarin' olona na zavatra hita na fantatra tany amin' ny andro lasa: Mahatsiaro an' i Dada aho izany
5 mahatadidy, afaka hilaza fa efa nahita na nahalala zavatra na olona iray: Tsy mahatsiaro anao mihitsy aho
6 mihevitra: Amin' ny andro sarotra izy vao mahatsiaro an' Andriamanitra
7 mahare: Mahatsiaro mangatsiaka aho izany [1.1]
8 mamerina indray ao an-tsaina ny zavatra efa lasa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  9 se souvenir, se rappeler [1.13]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)16  mahatsiaro
Fototeny  17 tsiaro
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  19 taitra avy amin' ny torimaso tsy matory intsony:
20 rehefa mahatsiaro izy, hilazako ianao [1.1]
21 mifoha amin'ny torimaso [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  22 s'éveiller [1.13]
Haiendriteny 
23  Ny ankehitriny :
24  Ny lasa :
25  Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  26  Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  27 mahasoitra, mahatsiaro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17