Entrée maneho (seho)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mamboraka mba ho hita, mampiseho (raha zavatra ara-tsaina na ara-panahy no lazaina): Maneho fahendrena izany fihetsika izany ~ Tonga izahay, tompoko, haneho fiaraha-miory aminareo [1.1]
Explications en anglais to exhibit, to display [1.7]
Explications en français montrer, exhiber [1.8]
 présenter, montrer, faire apparaître, exhiber, représenter, révéler [1.13]
Morphologie 
maneho
naneho
haneho
manehoa
Exemples 
1Ny tapatapany amin' ny tantaram-pirenena iankinan' ity lahatsoratra ity dia maneho zava-marina avokoa. [2.472]
2Maneho ny hatavin' ny fanasana mbamin' ny ranondolana isodihan' ny menaka. [2.470]

Anagrammes mañohe, mohàñe, hemano

Mis à jour le 2023/01/20