|
|
|
|

Teny iditra1  mandry an-driran' antsy
Singan-teny  2 mandry, 3 andrirana, 4 antsy
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 matory amin' ahiahy sy eritreritra noho ny tahotra sy ny fanahiana loza hitranga na mety hitranga; mandry feno ahiahy, tsy milamin-tsaina fa toa hisy haninona ihany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be uneasy, to be in danger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 Être couché sur la lame d' un couteau.
9 Se disait des gens dans l'appréhension d' un malheur ; c' est comme l'épée de Damoclès. [2.415#2720]
10 avoir des soucis, être inquiet [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17