|
|
|
|

Teny iditra1  mandrovitra
Fototeny  2 rovitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandriatra, mandrotika: Esory io fantsika amin' ny dabilio io fa mandrovitra pataloa
5 Manimba, mampizarazara: Mety handrovitra fanjakana izao raha mitohy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to tear, to rend (fabrics, paper, etc.) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 déchirer du tissu, du papier, etc. [1.8]
Ohatra  8  Ny vovon' alika no manelanelana izany mandrovitra ny fahanginan' ny alina. [2.470]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 mandrivotra, mandrovitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17