|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandroso
Fototeny  2 roso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manolotra zavatra ho an' olona ka mametraka izany eo anoloany: Mandroso vary ho an' ny vahiny
5 Manatona akaikikaiky kokoa: Mandrosoa fa aza mijajirika eo am-baravarana eo fotsiny
6 Mitombo fahaizana: Mandroso tsara ny zanakao
7 Mandeha tsara ka ahazoam-bola betsaka na misy tombony betsaka, mahomby: Mandroso ny fitaterana ankehitriny
8 Lasa aloha fa tsy amin' ny toerana misy azy ihany: Nandroso haingana ny tafika
9 Lasa nihoatra nankany amin' ny...; mitsopaka, manaoangady be lela: Mandroso lavitra dia tavitra anatin' ny ranomasina ny morontsiraka amin' itý toerana itý ~ Mandroso be loatra amin' ny taniko izany asanao izany
10 Misondrotra, misandratra: Tsy nandroso voninahitra intsony ilay manamboninahitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to progress, to forge ahead; to put forward, to present; to enter a house [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 avancer, progresser; présenter une chose ou une idée; entrer dans une maison [1.8]
Ohatra  13  Andeha hiara-mandroso daholo isika hoy Randrianaivo, fa mandany andro foana izao. [2.324]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)20  Mandroso
Singan-teny  21 mandroso
Sokajin-teny  22  anarana (gazety)
Voambolana  23  Mpanonta printy, gazety

Fivaditsoratra  mandroso, Mandroso

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21