|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandrodana
Fototeny  2 rodana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manjera, mandrava: Iza no nandrodana itý tamboho itý?
5 Mividy izaitratra: Nandrodana hena izy ireo hanomanany ny famadihana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to knock down (a wall, a house. etc.) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 démolir et jeter à terre un mur, etc [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  mandrodàna
Fototeny  13 rodana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrodana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mandrodàna, mandrodana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21