|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mandritra |
| Fototeny | 2 ritra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao izay hahatankina: Mandritra dobo
5 Mahandro hena amin' ny fanaovana izay hahalasa fofona ny rano andrahoana azy: Mandritra henan-kisoa 6 Mandany, maharingana: Mandritra ny harena ny fisotroantoaka [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 dessécher, épuiser, évaporer, exterminer; ruiner
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 12 mandritra |
| Fototeny | 13 ritra |
| Sokajin-teny | 14 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Enti-milaza ny fotoana aharetan' ny asa na zavatra iray: Niasa nandritra ny adiny fito aho
16 Maninjitra, mipaka, ngarangidina, saingy amin' ireo, ny teny milaza ny fotoana no atao aloha: Niasa adiny fito maninjitra aho [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 during, until the end of
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 pendant, jusqu'à la fin de
[1.8] |
| Ohatra |
19 Eny an-tsena any no lahasa mandritra ny zoma maty masoandro.
[2.470]
20 Iny foana niresakay tao an-trano mandritra ny herinandro. [2.472] |
| Voambolana | 21 Fotoana |
| Kamban-teny rehetra | 22 mandritry ny andro |
| Fivaditsoratra | 23 mandratry, mandritra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|