|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  mandrantsana
Fototeny  2 rantsana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manapaka rantsana: Iza no nandrantsana itý paiso ity? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to prune [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 élaguer [1.8, 1.196]
7 tailler un arbre [1.196]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Voambolana  12  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Teny iditra (2/4)13  mandrantsana
Fototeny  14 rantsana
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  16 Mamoaka rantsana kely: Kely sisa dia handratatsana itý hazo itý [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 to branch out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 produire des branches [1.8]
Voambolana  19  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Teny iditra (3/4)20  mandrantsana
Fototeny  21 rantsana
Sokajin-teny  22  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  23 Mikitika (valiha) [1.1]
Voambolana  24  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  25 mandrantsam-baliha

Teny iditra (4/4)26  mandrantsàna
Fototeny  27 rantsana
Sokajin-teny  28  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrantsana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mandrantsana, mandrantsàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21