|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandranga
Fototeny  2 ranga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manainga, mampiakatra (tanana, sofina...)
5 Mininginingina amin' ny loba rantsana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be affected at heart, to grieve after, to long for. (Prov.) [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mandrangà
Fototeny  12 ranga
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandranga [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mandrangà, mandranga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21