|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandraharaha
Fototeny  2 raharaha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitondra, mifehy: Mahay mandraharaha ny mpiasa izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to employ a person, to set work to be done. [1.2]
6 to direct, to be administrator of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 diriger, administrer, s'occuper de [1.8]
Ohatra  8  Fa ny adin' ny samy Anglisy kosa dia ny kaonsilin' ny Anglisy ihany no mandraharaha izany. [2.366#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  mandraharahà
Fototeny  14 raharaha
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandraharaha [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  mandraharahà, mandraharaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21