Entrée mandoa vory
Mots élémentaires mandoa ; vory
Partie du discours locution
Explications en malgache Mandoa roadroatra avy anaty vava; mihoaka mandoa, nefa tsy misy ventiny fa rano mamorivory fotsiny no aloa, misafoaka vorim-bava (fahita rehefa avy mihazakazaka na mikohaka mafy) [1.1]
Explications en anglais To froth at the mouth [1.7]
Explications en français écumer; baver [1.8]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/04/16